|
|
|
|

Entry1  valaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Mahatsiaro tena ho reraka noho ny hery lany nampiasaina; trotraka; kotra: Valaky ny asa tany Rabe. (Tsara homarihina ny mahasamy hala ny hoe: "sasatra, vizana, valaka ary trotraka": ny hoe "sasatra" dia ilazana fahatsiarovan-tena ho reraka noho ny fahenjanan' ny hozatra indrindra: Sasatry ny miandry; ny hoe "vizana" kosa dia noho ny tsy fiovam-pihetsehana indrindra: Vizan' ny mihorirana ny marary; ny "valaka", dia noho ny hamafisan' ny asa: Valaky ny asa tany izy, ary ny "trotraka", mitovy hevitra amin' ny valaka ihany saingy mafimafy kokoa indray). [1.1]
Explanations in French  4 fatigué, épuisé, harrassé.
5 figuré: dont le poids ne suffit pas, inférieur. [1.3#804]
Derivatives 
Adjectives :
All compound words  7  4 combinations of this word
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 kalava, 10 lavaka, 11 valaka

Updated on 2025/11/11