Entry mangana (gana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandrindrina na mikapoka mafy [Rajemisa 1985]
English definition to knock something and make it resound. [Richardson 1885]
French definition Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement [Abinal 1888]
Morphology 
mangana
nangana
hangana
Other spellings 

Entry mangana
Part of speech adjective
Malagasy definition Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana
¶ Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra [Rajemisa 1985]
English definition bruised, black and blue [Hallanger 1973]
French definition contusionné, livide [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry mangana
Part of speech noun
English definition a bruise [Hallanger 1973]
French definition contusion [Hallanger 1974]
Examples Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena: [Andraina: Mitaraina, page 73]

2013/10/11