Entry taratra
Part of speech   noun
Malagasy definition   fitaratra [Bezanozano, Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Hazavana alefana zavatra miantefa amin' [...]
¶ Hazavana mihalohalo na miserana kely: [...]
¶ Fijerena zavatra maninteraka lamba na fi [...]
¶ Fanarangaranana na fitsikilovana izay at [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a beam of light; a reflection [Hallanger 1973]
French translation   rayon de lumière; lumière réfléchie [Hallanger 1974]
French translation   radiation, irradiation, reflet [SLP: Voambolana]
Examples  
1Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 85]
2Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [Andriamalala: Taolambalo, page 76]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry Taratra
Part of speech   name (book or play title)
Author   Ratsifandrihamanana Clarisse
Tables and plates   All the titles

Entry Taratra
Part of speech   name (newspaper)
Web   http://taratramada.com ()
Copyright   Taratra

Updated on 2015/10/22