| Entry (1/2) | 1 fanairana |
| Root | 2 taitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo
[1.1] 5 anjomara, antsiva [1.13] |
| Explanations in French |
6 avertisseur
[1.13] |
| All compound words | 7 nerônina mpitatitra fanairana |
| Quotes | 8 Texts mentioning that word |
| Entry (2/2) | 9 fanairana |
| Root | 10 taitra |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
13 Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [1.1] |
| Explanations in French |
14 l'action de surprendre, la cause
[1.3] 15 excitation [1.13] |
| All compound words | 16 angôvon-toerana ara-panairana |
| Anagrams | fanairana, 17 fanaraina, 18 fanariana, 19 fianarana, 20 fiaranana, 21 ifaranana |
| Updated on 2025/11/09 |
|