| Entry | 1 fitaratra |
| Root | 2 taratra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely.
5 Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina. [1.1] |
| Explanations in English |
6 Glass, a looking-glass, a mirror..
[1.2] |
| Explanations in French |
7 manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière.
[1.3] 8 vitre. [1.13] |
| Examples |
9 Izaho, hono, izany no mba fitaratra!
[2.4]
10 mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69] 11 Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117] |
| Morphology |
|
| All compound words | 14 8 combinations of this word |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Article | 16 Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/11 |
|