| Entry | 1 tarafina |
| Root | 2 taratra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso.
5 Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy. 6 Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro. 7 Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be shined on; to be examined by X-ray.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie.
[1.8] |
| Examples |
10 Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana:
[4.27]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 15 tilina, 16 tsikilovina, 17 zahanataratra |
| All compound words | 18 zahana taratra |
| Anagrams | 19 atrifana, 20 fanaitra, 21 faritana, 22 fatraina, 23 fatrania, 24 fianatra, 25 fiatrana, 26 fitarana, 27 tafarina, 28 tarafina |
| Updated on 2025/11/11 |
|