|
|
|
|

Entry (1/2)1 rivo-doza
Elementary words  2rivotra, 3loza
Part of speech  4 locution
Explanations in Malagasy  5rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro. [1.1]
6rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza. [1.13]
Explanations in French  7cyclone. [1.13]
Examples  8 Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
9 Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
10 Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Vocabulary  11 Meteorology
Synonyms  12rivo-mahery
Quotes  13 Texts mentioning this word
Illustrations 

Entry (2/2)14 Rivo-doza
Elementary words  15rivotra, 16loza
Part of speech  17 name (play) [Full list]
Vocabulary  18 Literature: plays
Author  19Rajemisa-Raolison Régis
Publishings 

Anagrams  21 rivo-doza, Rivo-doza

Updated on 2025/11/06