|
|
|
|

Entry1  Ikopa
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3 
4 renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana,
5 dia mandalo eo ambany atsimon-Antananarivo,
6 dia mihodina miankandrefana-mianavaratra, dia mikambana amin-ny ony Betsiboka
7 izay mivarina ao amin-ny ranomasina Mozambika, eo akaikin-i Mojanga.
8 Misy 300 km. ny halavan' Ikopa... [1.10]
Explanations in French  9 
10 Principal affluent de la
11 Betsiboka,
12 qui prend sa source au nord du
13 rocher d'Angavokely (1810 m.) dans la région est de la
14 sous-préfecture d'Andramasina sous le nom de Varahina,
15 qui devient Ikopa au point de jonction avec la Varahina de Mantasoa.
16 Elle entoure Tananarive dans un demi-cercle d'Ambohipo à
17 Andohatapenaka et se jette dans la
18 Betsiboka
19 à Ankomotro, au nord
20 de Marololo et de Maevatanana.
21 Elle reçoit sur sa rive droite
22 l'Anjomoka,
23 l'Andranobe,
24 l'Antroby,
25 la Manankazo qui arrose Kiangara,
26 la Mamokomita qui arrose Andriba,
27 la Kamolandy,
28 et la Mandrosia,
29 et sur sa rive gauche
30 la Sisaony,
31 l'Andromba,
32 la Katsaoka,
33 l'Ombifotsy,
34 l'Irihitra,
35 la Kotoratsy,
36 la Mazana,
37 l'Isandrano,
38 la Mandraty
39 et la Menavava. [1.11]
Examples  40  Tsy samorona atahorana tondra-drano ikopa tamin' izay; [2.470]
41  Tamin' ny fitana an' ikopa, betsaka ny miaramila hita nanipy ny basy sy ny fahana nentiny tany anaty rano. [2.472]
42  Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs
[CR] plus blancs que neige et nacre, escorter vigilants,
[CR] des berges de l'Alôtre aux rives de l'Ikoupe
[CR] la génisse nomade aux yeux de pleine lune aussi beaux qu'une coupe
[2.466]
Vocabulary  43  Geography: rivers, lakes
Proverbs  44  Proverbs containing that word
Quotes  45  Texts mentioning this word
Illustrations 

Anagrams  46 Ikopa, 47 kaopy, 48 kapoy, 49 kipao, 50 kipoa, 51 kopay, 52 kopia, 53 pioka, 54 poaky, 55 poika, 56 pokay

Updated on 2025/11/13