Entry | rambo | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Fisaritsarihana na fisampisampiana avy ao aoriana; fitazonana sy fisintonsintonana ao ivoho toy ny mitady hanaraka [Rajemisa 1985] | |||
Derivations |
| |||
Synonyms | rambona | |||
Entry | rambo | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Laniny lavalava mamarana ny vatan' ny ankabeazan' ny biby, izay azo verina ho tohin' ny hazondamosiny ihany raha jerena ny rafi-batany: Lava rambo ny omby ~ Alika bory rambo ¶ Izay rehetra mirefarefa amin' ny fitafiana na mitaritarika aoriana ¶ Ilay sisa tavela ao amin' ny rary (tsihy na satroka) ka hetezana hiala [Rajemisa 1985] | |||
English translation | a tail ¶ a fringe, a train of a dress [Richardson 1885] | |||
a tail [Hallanger 1973] | ||||
French translation | queue [Hallanger 1974] | |||
Vocabulary | Zoology: (in general) | |||
Derivations |
| |||
Compound words, titles, names |
| |||
Quotes | Proverbs containing the word rambo | |||
Entry | rambo | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | a fish [Rajemisa 1985] | |||
Vocabulary | Zoology: fishes | |||
Entry | rambo | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | [Tanala] torin-jozoro na harefo na vendrana na zavatra hafa hatao tsihy na sobika [Rakotosaona 1975] | |||
English translation | a shrub from which the Betsimisaraka women obtain material which they make into mats [Richardson 1885] | |||
French translation | (de rambo : la queue des animaux).
Nom donné à diverses plantes dont certains organes rappellent une queue. Ce sont surtout, suivant les dialectes :
¶ [Sakalava] Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Employé surtout en vannerie. ¶ [Betsimisaraka] Piper sp. (Piperaceae). Le spadice est comparé à une queue. Décoction administrée contre l'hématurie. Ce mot s'emploie aussi pour désigner l'éperon de certaines fleurs et notamment des Orchidées. Ainsi dans la brochure du Service Forestier : Zava-boahary Malagasy (« Espèces malgaches protégées »), 1978, on peut lire : Ny angraecum dia saika fotsy sy manan-drambo avokoa ; c'est-à-dire : les angraecum sont presque tous à fleurs blanches présentant un éperon. [Boiteau 1997] | |||
Vocabulary | Botany: Grass | |||
Scientific name | Lepironia mucronata, Piper sp. | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |