| Entry (1/2) | 1 mianjera |
| Root | 2 zera |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
5 Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera 6 Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1] |
| Explanations in English |
7 to fall down by itself
[1.7] |
| Explanations in French |
8 tomber de soi-même, s'écrouler
[1.8] |
| Examples |
9 Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty.
[2.472#10]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 14 latsaka, 15 lavo, 16 lavo, 17 mandry, 18 miampatra, 19 miankarapoka, 20 miantatafoka, 21 miantonta, 22 mibolaly, 23 mibolasitra, 24 mibolila, 25 mibolisatra, 26 midaboboka, 27 midaboka, 28 midalaboboka, 29 midaraboka, 30 midarafoka, 31 mietsaka, 32 mihintsana, 33 mihohoka, 34 mihotsaka, 35 mikoa, 36 mikoan, 37 mikodia, 38 mikodingy, 39 mikodingidingy, 40 mikoro, 41 miletsy, 42 miongana, 43 miraraka, 44 mirodana, 45 mironjina, 46 misolafaka, 47 misolifaka, 48 misolifatra, 49 mitalaboboka, 50 mitatafoka, 51 mitatavoka, 52 mitotongana, 53 mitrosina, 54 mitrotrongy, 55 mitsimbadika, 56 mitsingadina, 57 mitsingatotra, 58 mitsingidina, 59 mitsingoana, 60 mitsinkasina, 61 mitsirara, 62 mivadika, 63 mivadika, 64 mivalangitrika, 65 mivarina, 66 mivena, 67 potraka, 68 tafintohina |
| Combinations | 69 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mianjera |
| Proverbs | 70 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 71 mianjera |
| Root | 72 zera |
| Part of speech | 73 imperative of active verb mianjera [Full list] |
| Anagrams | 74 manajery, mianjerà, mianjera |
| Updated on 2026/04/27 |
|