|
|
|
|

Entry1  mikoa
Root  2 koa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
5 Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
Explanations in English  6 to cave in, to fall off in pieces [1.7]
Explanations in French  7 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces:
8 Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~
9 Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques)
[1.3#343]
10 s'ébouler, s'écrouler;
11 tomber par pans ou par plaques [1.8]
Examples  12  Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
13  Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Analogs  17  mihetsaka, 18  miletsy
All compound words  19 mikoan' ny nahiny
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 kamiô, 22 kamoy, 23 makio, 24 miako, 25 mikoa, 26 moaky

Updated on 2025/11/13