| Entry | 1 mitsimbadika |
| Root | 2 tsimbadika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza
5 Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny 6 Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 fanapahana mitsimbadika |
| Updated on 2025/11/09 |
|