|
|
|
|

Entry1  mihohoka
Root  2 hohoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka
5 Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry
6 Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra
7 Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto
8 Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony [1.1]
Explanations in English  9 to lie or be placed with the face or opening down [1.7]
Explanations in French  10 être placé avec l'ouverture en bas, la bouche en dessous [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  miankohoka
All compound words  16  2 combinations of that word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17