| Entry | 1 mitsingatotra |
| Root | 2 tsingatotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Natosiky ny namany Ibalita ka nitsingatotra [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|