Entry misolafaka (solafaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy
¶ Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana [Rajemisa 1985]
English definition to slip [Hallanger 1973]
French definition glisser [Hallanger 1974]
Morphology 
misolafaka
nisolafaka
hisolafaka
misolafaha

2012/09/17