| Entry | 1 mikodia |
| Root | 2 kodia |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra
9 Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany 10 Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? 11 Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1] |
| Analogs | 12 mikodingy, 13 mikororosy, 14 mikorotsaka |
| Combinations | 15 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mikodia |
| Updated on 2026/04/22 |
|