Entry mitebiteby (tebiteby)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanĂ na
¶ Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be apprehensive, to tremble with foreboding [Hallanger 1973]
Explanations in French se troubler, trembler d'inquiétude [Hallanger 1974]
Morphology 
mitebiteby
nitebiteby
hitebiteby
mitebitebe

Updated on 2020/07/31