Entry tsiravina
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsirav [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   tremblant, effrayé, alarmé [Abinal 1888]
Examples   Tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy. [Andraina: Mitaraina, page 94]
Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [Andraina: Mitaraina, page 248]
Derivations  
Quotes  

Updated on 2013/07/29