| Entry | 1 mandry an-driran' antsy |
| Elementary words | 2 mandry, 3 andrirana, 4 antsy |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany
[1.1] |
| Explanations in English |
7 to be uneasy, to be in danger
[1.7] |
| Explanations in French |
8 Être couché sur la lame d' un couteau.
9 Se disait des gens dans l'appréhension d' un malheur ; c' est comme l'épée de Damoclès. [2.415#2720] 10 avoir des soucis, être inquiet [1.8] |
| Updated on 2025/11/17 |
|