Entry tahotra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [Rajemisa 1985]
English translation   fear, terror [Hallanger 1973]
French translation   crainte, terreur [Hallanger 1974]
Examples   Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [Andraina: Mitaraina, page 96]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
tahotra
tahotro
tahotrao
tahony
tahotsika
tahotray
tahotrareo
tahotr'
taho-
tahotry
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29