Entry ranga
Part of speech adjective
Malagasy definition Mitsangana, toy ny sofin'ampondra
¶ Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria
¶ (tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry ranga
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry ranga
Part of speech noun
English definition a hard-wooded tree. Ockna sp. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Ockna

Entry ranga
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2013/09/23