|
|
|
|

Entry1  mipararetra
Root  2 pararetra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
5 Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
Explanations in English  6 to tremble, shake, or vibrate [1.2]
7 to vibrate, to tremble [1.7]
Explanations in French  8 vibrer, trembler [1.8]
Examples  9  mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17