Entry mandry tsy lavo loha (andry, tsy, lavo, loha)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
¶ mandry amin' ahiahy [Rajemisa 1985]
Synonyms mandry tsirangaranga

Updated on 2020/07/31