| Entry | 1 manohitra |
| Root | 2 tohitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
5 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy 6 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho 7 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1] 8 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13] |
| Explanations in French |
9 contrarier
[1.13] |
| Examples |
10 Koa raha manohitra izy dia miady.
[1.436#]
11 Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#] 12 Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38#821] |
| Morphology |
|
| Analogs | 17 mamaly, 18 manao valy boraingona, 19 manao valy boribory, 20 manao valy matevina, 21 manao vato manoha riana, 22 manao vola manoha randrana, 23 mandà, 24 mandrava laka, 25 maniho, 26 manipaka, 27 manohana, 28 manosibohon-tanana, 29 mianjona, 30 mibohy, 31 mibohika, 32 mibohitra, 33 midrikina, 34 mihenahena, 35 mihifika, 36 mihirihiry, 37 mikahankahana, 38 mikibohitra, 39 misitra, 40 mitohitra, 41 mitsipaka, 42 mitsivalana |
| Combinations | 43 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manohitra |
| Proverbs | 44 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 45 mahonitra, manohitra, 46 matrohina, 47 motrahina |
| Updated on 2026/04/22 |
|