|
|
|
|

Entry 1  mandositra
Root  2 lositra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo
5 Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina
6 Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1]
Explanations in English  7 to run away from; to flee [1.7]
Explanations in French  8 fuir, s'enfuir de [1.8]
Examples  9  mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
10  Nahoana ianao no mandositra ahy? [2.471#]
11  Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra! [2.528#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  lasa any am-parakatsakatsaka, 17  lasa any an-dakira, 18  lasa any banty, 19  madio ny rano nitany, 20  manao kaovasy, 21  manao rarangy, 22  manao tongotra an-katoka, 23  manao tsipy kely, 24  manao tsoa-pe, 25  manao vezamaimbo, 26  manary, 27  manary basy, 28  manavotra aina, 29  manifi-drano, 30  manjavona, 31  midify, 32  milefa, 33  milomay, 34  miporitsaka, 35  miridana, 36  mirifatra, 37  miriotra, 38  mitakidingina, 39  mitsoaka, 40  mitsoriaka, 41  mivoaka, 42  riatra mandositra, 43  tapa-kofehy, 44  tsy tana, 45  vaky bao, 46  vaky mandositra, 47  vaky tady
Combinations  48  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandositra
Proverbs  49  Proverbs containing that word

Anagrams  mandositra, 50 mandrotsia

Updated on 2026/04/22