Entry manalava (lava)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ?
¶ Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro
¶ Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [Rajemisa 1985]
English translation   to lengthen [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   to prolong the time [Hallanger 1973]
French translation   allonger; prolonger, proroger [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples  
1Manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [Abinal 1888, page 391]
2Manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [Abinal 1888, page 391]
Morphology  
manalava
nanalava
hanalava
manalavà

Entry manala (lava)
Part of speech   imperative of active verb manalava [list]

Updated on 2015/03/09