|
|
|
|

Entry (1/4)1  mandrindrina
Root  2 rindrina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko
5 Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy
6 Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony [1.1]
Explanations in English  7 to close [1.7]
Explanations in French  8 fermer [1.8]
Examples  9  Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy! [2.471]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/4)14  mandrindrina
Root  15 rindrina
Part of speech  16  adjective
Explanations in Malagasy  17 Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy [1.1]

Entry (3/4)18  mandrindriña
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20 mandondona [Sihanaka] [1.78]
Examples  21  Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina. [2.470]

Entry (4/4)22  mandrindrìna
Root  23 rindrina
Part of speech  24  imperative of active verb mandrindrina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  25 mandrindrina, mandrindriña, mandrindrìna

Updated on 2025/11/13