Entry avo ranjanana (avo, ranjana)
Part of speech   expression
Allegation   Word or expression seen in: lava
Examples  
1Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, page 200]
2ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [Baiboly: 4:013:032/Fanisana 13:32..]

Updated on 2013/10/28