Entry halavana (lava)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [Rajemisa 1985]
English definition length [Hallanger 1973]
French definition longueur [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms fahalava ~ halava

2013/10/31