|
|
|
|

Entry1  halava
Root  2 lava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan' itỳ tady itỳ. [1.1]
Explanations in French  5 longueur. [1.3]
Synonyms  6 fahalava, halavana
All compound words  7 fitomboana halava

Updated on 2025/11/09