Entry fohy
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao
¶ Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [Rajemisa 1985]
English definition short [Hallanger 1973]
French definition court [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 bref, laconique, petit [Abinal 1888]
Derivations 
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Examples 
1fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. [Andraina: I Vola, page 19]
2tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [Andraina: Mitaraina, page 109]
3fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [Abinal 1888, page 179]
4fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [Abinal 1888, page 179]
Quotes 
Toponymy Place names having the word fohy (1): Ambatofohy

Entry fohy (foka)
Part of speech imperative of passive verb fohina [full list]
Examples 
1fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) [Abinal 1888, page 181]
2fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [Abinal 1888, page 181]

2015/04/09