| Entry (1/2) | 1 milangalanga |
| Root | 2 langalanga |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity
5 Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon' ny trano ireny 6 Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny vehivavy iny na miteny na mandeha [1.1] |
| Explanations in English |
7 same as langalanga
[1.2] |
| Entry (2/2) | 8 milangalanga |
| Root | 9 langalanga |
| Part of speech | 10 active verb |
| Explanations in English |
11 to be high; to be sharp, as a spear; to lift the head, as a serpent or a horse does (Prov.)
[1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|