|
|
|
|

Entry1  fanalavana
Root  2 lava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
5 Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
6 Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1]
Explanations in French  7 prolongation [1.13]

Updated on 2025/09/12