Entry herina
Part of speech noun
Malagasy definition Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
¶ Herinandro, herintaona [Rajemisa 1985]
English definition a turn, a return [Hallanger 1973]
French definition retour à [Marre: Grammaire]
 demi-tour, retour [Hallanger 1974]
Derivations 
Analogy  herinandro ~ herintaona

2010/11/07