|
|
|
|

Entry1  somariaka
Root  2 sariaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Faly, ravo, mirana: Somariaka erỳ ry Bozy fa tonga rainy. [1.1]
Examples  5  somariaka sy velon-kehy ery izy ireo mahita an' ilay biby mitolefika ho azy tsy mahazaka azy miaraka. [2.470#]

Anagrams  6 ro masiaka, 7 somariaka

Updated on 2025/11/11