Entry finaritra (faritra)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bezanozano] tsara, salama tsy marofy [Rakotosaona 1972]
   Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo
¶ Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia
¶ Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha
¶ Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [Rajemisa 1985]
English definition   happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted.
¶ used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [Richardson 1885]
   well, happy [Hallanger 1973]
French definition   [Tankarana] salut betsimisaraka, la réponse est la même. [David 1952 (takila F)]
   bien portant; heureux [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   joyeux [Rajaonarimanana 1995]
Examples  
1Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [Randzavola: Baiboly, page 150]
2Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?
[Fox: Hainteny, number 229]
3Finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 16]
Derivations  
Morphology  
finareta
Quotes  

Updated on 2017/07/07