|
|
|
|

Entry1 fifaliana
Root  2faly
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Firavoana: Androm-pifaliana
Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1]
Explanations in English  5 happiness, rejoicing [1.7]
Explanations in French  6 action de se réjouir; le plaisir [1.8]
Examples  7 Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#]
8 ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#]
9 Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#]
Vocabulary  10 Emotions
Proverbs  11 Proverbs containing that word
Article  12Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/02