|
|
|
|

Entry1  dibo-kafaliana
Elementary words  2  diboka, 3  hafaliana
Part of speech  4  locution
Examples  5  Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [2.470]
6  Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [2.472]

Updated on 2024/12/07