| Entry | 1 tretrika |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana [1.1] |
| Examples |
4 tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny.
[2.470]
|
| Derivatives |
|
| Anagrams | 7 tretraky, 8 tretrika |
| Updated on 2025/09/19 |
|