Entry alabe (ala, be)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taifasy] ala ngeza nefa efa vaky [Rakotosaona 1972]
English definition A great or thick forest. [Richardson 1885]
French definition végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1Alabe mangokoka no ao atsinanany. [Ramarlah: Finoana]
2Vao afaka ny alabe dia niseho sahady ny volon-tanin' ny Betsileo. [Rajaonarivelo: Bina]
Quotes 

2019/08/17