Entry alaina (ala)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao
¶ Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [Rajemisa 1985]
English translation   to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [Richardson 1885]
Examples  
1Nalainy ilay sary. [Rajaonarivelo: Bina, page 46]
2vola roa-polo asainy alainareo? [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 28]
3ny olona kambana, alaina tsy miteny. [Callet: Tantara, page 122]
4Ka alaovy izay hahasoa azy. [Callet: Tantara, page 915]
Morphology  
alaina
alaiko
alainao
alainy
alaintsika
alainay
alainareo
alain'
alain-
alaim-
alai-
nalaina
nalaiko
nalainao
nalainy
nalaintsika
nalainay
nalainareo
nalain'
nalain-
nalaim-
nalai-
halaina
halaiko
halainao
halainy
halaintsika
halainay
halainareo
halain'
halain-
halaim-
halai-
alao, alaovy
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2014/06/07