Entry vohana (voha)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Sokafana: Vohay ny varavarankely
¶ Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka
¶ Angatahan-dalana [Rajemisa 1985]
English definition to be opened; to have a door opened for one [Hallanger 1973]
French definition qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [Hallanger 1974]
Morphology 
vohana
vohako
vohanao
vohany
vohantsika
vohanay
vohanareo
vohan'
vohan-
voham-
voha-
novohana
novohako
novohanao
novohany
novohantsika
novohanay
novohanareo
novohan'
novohan-
novoham-
novoha-
hovohana
hovohako
hovohanao
hovohany
hovohantsika
hovohanay
hovohanareo
hovohan'
hovohan-
hovoham-
hovoha-
vohay
Synonyms vohaina
Quotes 

2010/05/14