Entry saraka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
¶ Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [Rajemisa 1985]
English definition   separated [Hallanger 1973]
French definition   séparé [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry saraka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] zanak'omby mbola minono [Rakotosaona 1972]
   Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [Rajemisa 1985]

2013/03/21