Entry (1/2) | 1 ala fady |
Elementary words | 2 ala, 3 fady |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [1.1] |
Explanations in English |
6 A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
7 (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. [1.196] |
Vocabulary | 8 Botany |
Entry (2/2) | 9 ala fady |
Elementary words | 10 ala, 11 fady |
Part of speech | 12 locution |
Explanations in Malagasy |
13 Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [1.1] |
Explanations in English |
14 A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [1.2] |
Examples |
15 Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io.
[2.59#]
|
Anagrams | 16 ala fady, 17 faladia, 18 fiadala |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |