Entry miala (ala)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
¶ Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
¶ Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
¶ Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
¶ Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [Rajemisa 1985]
English translation   to go out, to retire, to go away, to leave. [Richardson 1885]
   to leave, to go away [Hallanger 1973]
French translation   partir, quitter un lieu [Hallanger 1974]
Examples  
1Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 181]
2Hiala ihany koa anefa aty aoriana. [Andraina: Mitaraina, page 76]
Morphology  
miala
niala
hiala
mialà
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry mialà (ala)
Part of speech   imperative of active verb miala [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/04/11