Entry manala (ala)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manesotra: Nanala ny palitaony izy fa nafana loatra ny andro
¶ Manatsoaka, manongotra, manombotra: Iza no nanala ilay fantsika teto amin' ny rindrina? / Manafaka: Iza dry no nanala azy tao an-davaka tao, hoy ianao
¶ Maka: Lasa nanala fanadinana any Antananarivo izy
¶ Manao fanalana, manesotra isa amin' ny isa hafa iray lehibebe kokoa: Tsy mbola mahay manala akory ity zaza ity [Rajemisa 1985]
English definition to take away, to remove from, to subtract, to withdraw from. [Richardson 1885]
 to remove [Hallanger 1973]
French definition enlever, ôter, arracher, délivrer: Manala fantsika (Arracher un clou) Tsy hanala anao an-tranomaizina aho (Je ne te délivrerai pas de prison) [Abinal 1888]
 enlever, ôter; soustraire; [Hallanger 1974]
French definition enlever, ôter [SLP 1986]
Morphology 
manala
nanala
hanala
manalà
Compound words, titles, names 

Entry manalà (ala)
Part of speech imperative of active verb manala [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Entry manala (ala)
Part of speech noun
English definition subtraction [Hallanger 1973]
French definition la soustraction [Hallanger 1974]
Vocabulary 

Entry manala (hala)
Part of speech active verb
English definition  [Provincial] to abhor [Richardson 1885]
Morphology 
manala
nanala
hanala

Entry manala (nala)
Part of speech active verb
English definition  [Provincial] to be addicted to vice; to be deformed, to be monstrous [Richardson 1885]

2013/03/19