|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ahy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
4 Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1]
Explanations in English  5 Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [1.2]
6 Me (as object); mine [1.7]
Explanations in French  7 à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3]
8 A moi, me [1.5]
9 Moi (objet), mien [1.8]
10 [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [1.6]
Examples  11  Natoky ahy i Feno. [2.472#58]
12  Iza no mba tia ahy? [2.471#19]
13  Mivavaha ho ahy koa. [2.499#19]
Morphology 
14  Simple :
Analogs  15  aho, 16  ko
Combinations  17  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ahy
Tables and plates  18  All the pronouns

Entry (2/2) 19  ahy
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 tahotra [1.1]
22 fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13]
Explanations in English  23 solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2]
Explanations in French  24 soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5]
25 inquiétude, souci [1.3]
26 conscience [1.13]
Examples  27  Aiza no misy ahy? [2.5#111]
28  Ny ahy toaka mahery! [2.583#5]
29  Mba kivazivazy ny ahy. [2.895#70]
30  Asa izay fiheverany ahy. [2.4#64]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Vocabulary  44  Philosophy 45  Emotions

Anagrams  ahy, 46 hay, 47 hia, 48 iha

Updated on 2026/04/28