Index

Proverbs : toky

Proverb Aza manome toky an-kamorana fa manary an-katerena. [Rinara 1974]
Aza manome toky an-kamorana, ka manary an-kasarotana. [Houlder 1895 #530, Cousins 1871 #587]
French translation Ne faites pas de belles promesses à quelqu' un quand tout va bien pour l' abandonner quand les difficultés surviennent. [Houlder 1895]

Proverb Ny toky fitaka, ny atao no hita. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ny fanomezan-toky nety ho fitaka ihany, fa ny asa atao no tena azo ianteherana. [Rajemisa 1985]

Proverb Tsikin' olon-tiana, ka sady toky no vahatry ny aina. [Rinara 1974]

Index