Entry toky
Part of speech noun
Malagasy definition Fanantenana mafy amin' olona na amin-javatra iray: Mibanjina ny ho avy amin-toky
¶ Antoka azo ianteherana: Nanome toky izy fa hanampy ahy raha vao tonga [Rajemisa 1985]
French definition confiance [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
French definition assurance [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
French definition encouragement [Abinal 1888]
French definition certitude [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Manome toky anao aho! [Andriamalala: Ranomasina, page 48]
2Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [SeFaFi ]
Quotes 

Entry toky
Part of speech noun
Malagasy definition mosavy [Rajemisa 1985]
French definition sortilège [Abinal 1888]
Derivations 

2015/04/09