Entry | 1 manome |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ome |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [mañome]
manome [Taisaka]
5 [1.1] Mahafoy: Manome vola ny mahantra Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] to give 7 [1.2] to present |
Explanations in French |
8 [1.8, 1.13] donner 9 [1.13] offrir, céder |
Examples |
10 [2.293] "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara.
11 [2.324] Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. 12 [2.470] Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! 13 [2.470] Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. 14 [2.471] - manome toky anao aho! 15 [2.472] Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. |
Morphology |
|
All compound words | 20 25 words containing manome |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word manome |
Anagrams | 22 mameno, 23 mamoñe, 24 manemo, 25 manome |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |